forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
977 B
Markdown
20 lines
977 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Mampihatra ilay fanoharana i Paoly amin'ny fampatsiahivana ireo mpino mba hampiasa ny fahafahan'izy ireo ao amin'i Kristy satria ny lalàna rehetra dia tanteraka amin'ny fitiavana ny mpiara-belona tahaka ny tena.
|
|
|
|
# Ho amin'ny fahafahana no
|
|
|
|
Mila manindry ny hoe "fahafahana" izay mifanohitra amin'ny fanandevozana noresahina tao amin'ny andininy teo aloha ny dikan-teny eto.
|
|
|
|
# Ho amin'ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika
|
|
|
|
"Mba ho afaka isika no antony nanafahan'i Kristy antsika"
|
|
|
|
# Miorena tsara
|
|
|
|
Ny fiorenana tsara eto dia maneho ny fahatapahan-kevitra ny tsy hiova. Azo atao mazava kokoa ny fomba tsy hiovan'izy ireo. DH: "Aza milavo lefona amin'ireo fandresen-dahatry ny olona izay mampianatra zavatra hafa" na "aoka ho tapa-kevitra ny hijanona ho afaka"
|
|
|
|
# raha mamela ny tenanareo ho foraina ianareo
|
|
|
|
Mampiasa ny famorana i Paoly ilazana ny fomba fivavahana Jiosy. DH: "raha miverina amin'ny fomba fivavahana Jiosy ianareo"
|