plt_tn/gal/04/21.md

299 B

Teneno amiko

"Te hametraka fanontaniana aho" na "Te hilaza zavatra aminareo aho"

moa tsy mihaino ny lalàna ve ianareo?

Manao fampidirana izay ho lazainy manaraka i Paoly. DH: "mila mianatra izay tena lazain'ny lalàna ianareo" na "mamelà ahy hilaza aminareo izay ambaran'ny lalàna marina"