# Teneno amiko "Te hametraka fanontaniana aho" na "Te hilaza zavatra aminareo aho" # moa tsy mihaino ny lalàna ve ianareo? Manao fampidirana izay ho lazainy manaraka i Paoly. DH: "mila mianatra izay tena lazain'ny lalàna ianareo" na "mamelà ahy hilaza aminareo izay ambaran'ny lalàna marina"