plt_tn/gal/04/12.md

766 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

I Paoly dia mampatsiahy ireo mpino Galatiana ny amin'ny fandraisan'izy ireo azy tamin'ny hatsaram-panahy tamin'ny naha-teo amin'izy ireo azy, ary mampahery azy ireo mba hatoky azy hatrany rehefa tsy eo amin'izy ireo izy.

Miangavy

Eto izany dia midika fangatahana na fandrisihana mafy. Tsy ilay teny fampiasa amin'ny fangatahana vola na sakafo na zavatra mivaingana io.

rahalahy

Adikao araka ny ao amin'ny 1:1.

Tsy nanao ratsy tamiko ianareo

Azo adika hoe DH: "noraisinareo tsara aho" na "noraisinareo araka ny tokony nataonareo aho"

Na dia nitondra anareo tamin'ny fakam-panahy aza ny toe-batako

"Na dia sarotra taminareo aza ny nahita ahy narary ara-batana tahaka ireny"

nanao tsinontsinona

"nankahala mafy"