plt_tn/gal/04/08.md

879 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mampatsiahy ireo mpino Galatiana i Paoly fa miezaka ny hiaina ao ambanin'ny lalàn'Andriamanitra indray izy ireo fa tsy miaina amin'ny finoana.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy mananatra ireo Galatiana amin'ny alalan'ny fanontaniana fampisainana izy.

ireo izay

"ireo zavatra izay" na "ireo fanahy izay"

fantatr'Andriamanitra ianareo

Azo adika hoe DH: "Mahalala anareo Andriamanitra"

ka ahoana no hiverenanareo amin'ny ... tsy misy dikany?

Ity no voalohany amin'ireo fanontaniana fampisainana anankiroa. DH: "tsy tokony hiverina amin'ny ... tsy misy dikany."

abidim-pianarana

Adikao araaka ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:3.

Te ho andevozina indray ve ianareo?

Azo adika ho teny tsotra io fanontaniana io. DH: "Tsy tokony ho te andevozina indray ianareo!" na "Toa te ho andevozina indray ianareo."