plt_tn/gal/04/08.md

28 lines
879 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampatsiahy ireo mpino Galatiana i Paoly fa miezaka ny hiaina ao ambanin'ny lalàn'Andriamanitra indray izy ireo fa tsy miaina amin'ny finoana.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mananatra ireo Galatiana amin'ny alalan'ny fanontaniana fampisainana izy.
# ireo izay
"ireo zavatra izay" na "ireo fanahy izay"
# fantatr'Andriamanitra ianareo
Azo adika hoe DH: "Mahalala anareo Andriamanitra"
# ka ahoana no hiverenanareo amin'ny ... tsy misy dikany?
Ity no voalohany amin'ireo fanontaniana fampisainana anankiroa. DH: "tsy tokony hiverina amin'ny ... tsy misy dikany."
# abidim-pianarana
Adikao araaka ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:3.
# Te ho andevozina indray ve ianareo?
Azo adika ho teny tsotra io fanontaniana io. DH: "Tsy tokony ho te andevozina indray ianareo!" na "Toa te ho andevozina indray ianareo."