plt_tn/gal/04/01.md

380 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mampatsiahy ireo mpino Galatiana i Paoly fa tonga hanavotra ireo izay tao ambanin'ny lalàna i Kristy, ary tsy nataony andevo intsony izy ireo fa zanaka.

tsy hafa amin'ny

"sahala amin'ny"

mpiambina

olona tompon'andraikitry ny ankizy ara-dalàna

mpitahiry zava- tsarobidy

olona izay hatokisan'ny hafa hiaro zavatra saro-bidy