# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mampatsiahy ireo mpino Galatiana i Paoly fa tonga hanavotra ireo izay tao ambanin'ny lalàna i Kristy, ary tsy nataony andevo intsony izy ireo fa zanaka. # tsy hafa amin'ny "sahala amin'ny" # mpiambina olona tompon'andraikitry ny ankizy ara-dalàna # mpitahiry zava- tsarobidy olona izay hatokisan'ny hafa hiaro zavatra saro-bidy