plt_tn/gal/03/15.md

20 lines
528 B
Markdown

# Ry rahalahy
Adikao araka ny ao amin'ny 1:1 io.
# araka ny fanaon'ny olona
"tahaka ny olona" na "zavatra izay azon'ny ankamaroan'ny olona"
# Ankehitriny
Io teny io dia mampiseho fa nilaza zavatra tamin'ny ankapobeny i Paoly, ary izao dia manomboka mampiditra toe-javatra voafaritra.
# manondro olona maro
"manondro taranaka maro"
# ho an'ny taranakao
Ny mpisolo-tena tampisaka "-ao" dia manondro olona iray mazava, izay taranak'i Abrahama voafaritra tsara (ary izany taranaka izany dia fantatra amin'ny hoe "Kristy").