plt_tn/gal/03/15.md

528 B

Ry rahalahy

Adikao araka ny ao amin'ny 1:1 io.

araka ny fanaon'ny olona

"tahaka ny olona" na "zavatra izay azon'ny ankamaroan'ny olona"

Ankehitriny

Io teny io dia mampiseho fa nilaza zavatra tamin'ny ankapobeny i Paoly, ary izao dia manomboka mampiditra toe-javatra voafaritra.

manondro olona maro

"manondro taranaka maro"

ho an'ny taranakao

Ny mpisolo-tena tampisaka "-ao" dia manondro olona iray mazava, izay taranak'i Abrahama voafaritra tsara (ary izany taranaka izany dia fantatra amin'ny hoe "Kristy").