plt_tn/gal/02/13.md

524 B

tsy manaraka ny fahamarinan'ny filazantsara

"tsy miaina tahaka ny olona izay mino ny filazantsara izy ireo" na "miaina toy ny hoe tsy mino ny filazantsara izy ireo"

ahoana no hahafahanao manery ireo Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia fananarana ary azo adika ho teny tsotra. DH: "diso ianao raha manery ny Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy." Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Petera.

manery

Ireo mety ho heviny dia 1) manery amin'ny fampiasana teny na 2) mandresy lahatra.