# tsy manaraka ny fahamarinan'ny filazantsara "tsy miaina tahaka ny olona izay mino ny filazantsara izy ireo" na "miaina toy ny hoe tsy mino ny filazantsara izy ireo" # ahoana no hahafahanao manery ireo Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy? Ity fanontaniana fampisainana ity dia fananarana ary azo adika ho teny tsotra. DH: "diso ianao raha manery ny Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy." Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Petera. # manery Ireo mety ho heviny dia 1) manery amin'ny fampiasana teny na 2) mandresy lahatra.