plt_tn/gal/02/06.md

353 B

nanampy na inona na inona tamiko

Ny teny hoe "tamiko" eto dia manondro izay nampianarin'i Paoly. DH: "tsy nanampy na inona na inona tamin'izay nampianariko" na "tsy niteny tamiko mba hanampy na inona na inona amin'izay ampianariko"

Mifanohitra amin'izany

"Fa kosa"

nanankinana ny filazantsara

Azo atao hoe DH: "Nankinin'Andriamanitra tamiko"