# nanampy na inona na inona tamiko Ny teny hoe "tamiko" eto dia manondro izay nampianarin'i Paoly. DH: "tsy nanampy na inona na inona tamin'izay nampianariko" na "tsy niteny tamiko mba hanampy na inona na inona amin'izay ampianariko" # Mifanohitra amin'izany "Fa kosa" # nanankinana ny filazantsara Azo atao hoe DH: "Nankinin'Andriamanitra tamiko"