plt_tn/gal/01/21.md

12 lines
349 B
Markdown

# faritr'i
"ilay ilan'ny tany antsoina hoe"
# Henon'izy ireo fotsiny izay voalaza hoe
"fa izay ren'izy ireo nambaran'ny hafa momba ahy ihany no fantatr'izy ireo"
# Tsy mbola fantatra teo amin'ireo fiangonan'i Jodia izay ao amin'i Kristy aho
"Tsy mbola nisy nihaona tamiko mihitsy ny olona tao amin'ireo fiangonan'i Jodia izay ao amin'i Kristy"