# faritr'i "ilay ilan'ny tany antsoina hoe" # Henon'izy ireo fotsiny izay voalaza hoe "fa izay ren'izy ireo nambaran'ny hafa momba ahy ihany no fantatr'izy ireo" # Tsy mbola fantatra teo amin'ireo fiangonan'i Jodia izay ao amin'i Kristy aho "Tsy mbola nisy nihaona tamiko mihitsy ny olona tao amin'ireo fiangonan'i Jodia izay ao amin'i Kristy"