plt_tn/gal/01/18.md

651 B

Fa tsy nisy hitako ireo Apostoly ankoatra an'i Jakoba

DH: "i Jakoba ihany no apostoly hafa mba hitako"

eo anatrehan'Andriamanitra

Tian'i Paoly ho azon'ireo Galatiana fa matotra tanteraka i Paoly ary fantany fa ren'Andriamanitra izay lazainy ka ho tsarainy izy raha toa ka tsy milaza ny marina.

Ary ao amin'izay soratako ho anareo, dia manome toky anareo aho eo anatrehan'Andriamanitra, fa tsy mandainga aho

Mampiasa fanalefahan-teny i Paoly mba hanindriana fa milaza ny marina izy. DH: "Tsy mandainga aminareo aho ao amin'ny hafatra izay soratako aminareo" na "ao amin'ireo zavatra izay soratako aminareo dia milaza ny marina aminareo aho"