forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
651 B
Markdown
12 lines
651 B
Markdown
|
# Fa tsy nisy hitako ireo Apostoly ankoatra an'i Jakoba
|
||
|
|
||
|
DH: "i Jakoba ihany no apostoly hafa mba hitako"
|
||
|
|
||
|
# eo anatrehan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Tian'i Paoly ho azon'ireo Galatiana fa matotra tanteraka i Paoly ary fantany fa ren'Andriamanitra izay lazainy ka ho tsarainy izy raha toa ka tsy milaza ny marina.
|
||
|
|
||
|
# Ary ao amin'izay soratako ho anareo, dia manome toky anareo aho eo anatrehan'Andriamanitra, fa tsy mandainga aho
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanalefahan-teny i Paoly mba hanindriana fa milaza ny marina izy. DH: "Tsy mandainga aminareo aho ao amin'ny hafatra izay soratako aminareo" na "ao amin'ireo zavatra izay soratako aminareo dia milaza ny marina aminareo aho"
|