plt_tn/gal/01/01.md

698 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly, apostoly iray, no manoratra ity taratasy ity ho an'ny fiangonana ao amin'ny faritr'i Galatia.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia manondro ireo Galatiana avokoa ny ianareo rehetra ato amin'ity taratasy ity.

izay nanangana Azy

"izay nanagana an'i Jesosy Kristy"

nanangana

Eto ny dikan'io dia hoe: mahatonga ny olona iray izay efa maty hanjary ho velona indray.

ireo rahalahy

Eto izany dia midika hoe namana kristiana, ao anatin'izany na ny lahy na ny vavy, satria ny mpino rehetra dia isan'ny fianakaviana ara-panahy iray ihany, izay Andriamanitra no Ray any an-danitra. DH: "rahalahy sy anabavy"