# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly, apostoly iray, no manoratra ity taratasy ity ho an'ny fiangonana ao amin'ny faritr'i Galatia. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia manondro ireo Galatiana avokoa ny ianareo rehetra ato amin'ity taratasy ity. # izay nanangana Azy "izay nanagana an'i Jesosy Kristy" # nanangana Eto ny dikan'io dia hoe: mahatonga ny olona iray izay efa maty hanjary ho velona indray. # ireo rahalahy Eto izany dia midika hoe namana kristiana, ao anatin'izany na ny lahy na ny vavy, satria ny mpino rehetra dia isan'ny fianakaviana ara-panahy iray ihany, izay Andriamanitra no Ray any an-danitra. DH: "rahalahy sy anabavy"