plt_tn/ezr/10/16.md

374 B

nanao izany

Nanadihady izay nanambady vehivavy tsy Jiosy ny olona.

ny andro voalohany tamin'ny fahafolon'ny volana

Io dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany

Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.