plt_tn/ezr/10/16.md

12 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanao izany
Nanadihady izay nanambady vehivavy tsy Jiosy ny olona.
# ny andro voalohany tamin'ny fahafolon'ny volana
Io dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany
Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.