plt_tn/ezr/10/09.md

527 B

nandritry ny telo andro

"telo andro taty aoriana"

volana fahasivy ary tamin'ny andro faharoapolon'ny volana

Io dia ny volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro faharoapolo dia akaikin'ny fisasahan'ny Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

teo amin'ny kianja malalaka

kianja lehibe midadasika eo anoloan'ny tempoly

namadika

DH: "nanampy ireo fahavalon'ny vahoaka"

ary nampitombo ny helok'Israely

"ary nihevitra antsika ho meloka noho ny fahotana ratsy kokoa noho ny taloha Andriamanitra ankehitriny"