plt_tn/ezr/10/09.md

20 lines
527 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nandritry ny telo andro
"telo andro taty aoriana"
# volana fahasivy ary tamin'ny andro faharoapolon'ny volana
Io dia ny volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro faharoapolo dia akaikin'ny fisasahan'ny Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# teo amin'ny kianja malalaka
kianja lehibe midadasika eo anoloan'ny tempoly
# namadika
DH: "nanampy ireo fahavalon'ny vahoaka"
# ary nampitombo ny helok'Israely
"ary nihevitra antsika ho meloka noho ny fahotana ratsy kokoa noho ny taloha Andriamanitra ankehitriny"