plt_tn/ezr/10/07.md

8 lines
370 B
Markdown

# Izay rehetra tsy tonga ...nesorina tamin'izy ireo ny fananan'izy ireo rehetra ary nalàna tsy ho ao
"Naka ny fananana rehetra amin'ny olona izay tsy tonga ireo manam-pahefana...ary nanala azy ireo tsy ho ao amin'ny" na "Naka ny fananana rehetra amin'ny olona izay tsy tonga ny olon'i Joda sy Jerosalema...ary nanala azy ireo tsy ho ao amin'ny"
# telo andro
3 andro