plt_tn/ezr/10/07.md

370 B

Izay rehetra tsy tonga ...nesorina tamin'izy ireo ny fananan'izy ireo rehetra ary nalàna tsy ho ao

"Naka ny fananana rehetra amin'ny olona izay tsy tonga ireo manam-pahefana...ary nanala azy ireo tsy ho ao amin'ny" na "Naka ny fananana rehetra amin'ny olona izay tsy tonga ny olon'i Joda sy Jerosalema...ary nanala azy ireo tsy ho ao amin'ny"

telo andro

3 andro