plt_tn/ezr/09/05.md

12 lines
692 B
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains invisible Unicode characters

This file contains invisible Unicode characters that are indistinguishable to humans but may be processed differently by a computer. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# tamin'ny toeran'ny fahafaham-barakako
fomba hafa hilazana fa nipetraka tamim-pahamenarana" izy (9:3). "izay teo amin'ny nipetrahako tamin'ny tany mba hanehoana fa tena menatra aho"
# nandohalika ary namelatra ny tanako
"nandohalika ary naninjitra ny sandriko ary ny tanako nisokatra nankany amin'ny lanitra"
# miakatra mihoatry ny lohanay ny helokay, ary ny fahamelohanay mihombo hatrany an-danitra
Ireo teny ireo dia fomba roa hilazana ny heloka sy ny fahamelohana toy ny hoe zavatra ara-batana izay afaka mihombo ho lehibe noho ny olona. Ny anarana hoe "heloka" sy "fahamelohana" dia afaka ambara amin'ny anarana na tambinteny. DH: "efa nanao asa ratsy izahay ary tena meloka"