plt_tn/ezr/09/05.md

692 B
Raw Permalink Blame History

tamin'ny toeran'ny fahafaham-barakako

fomba hafa hilazana fa nipetraka tamim-pahamenarana" izy (9:3). "izay teo amin'ny nipetrahako tamin'ny tany mba hanehoana fa tena menatra aho"

nandohalika ary namelatra ny tanako

"nandohalika ary naninjitra ny sandriko ary ny tanako nisokatra nankany amin'ny lanitra"

miakatra mihoatry ny lohanay ny helokay, ary ny fahamelohanay mihombo hatrany an-danitra

Ireo teny ireo dia fomba roa hilazana ny heloka sy ny fahamelohana toy ny hoe zavatra ara-batana izay afaka mihombo ho lehibe noho ny olona. Ny anarana hoe "heloka" sy "fahamelohana" dia afaka ambara amin'ny anarana na tambinteny. DH: "efa nanao asa ratsy izahay ary tena meloka"