plt_tn/ezr/09/03.md

12 lines
459 B
Markdown

# Rehefa nandre izany aho
Rehefa ren'i Ezra fa Israelita maro no nanambady vehivavy vahiny ary nanompo ny andriamanitr'izy ireo
# nandrovitra ny fitafiako sy ny akanjo lavako ka nanongotra ny volon-dohako sy ny volom-bavako
Nasehon'i Ezra tamin'ny olon-drehetra fa tena tsy faly izy fa nanao ireo zavatra izay nanafintohina an'Andriamanitra ny vahoaka.
# fanatitra hariva
sorona izay natolotr'ireo mpisorona manodidina ny fotoana hilentehan'ny masoandro