# Rehefa nandre izany aho Rehefa ren'i Ezra fa Israelita maro no nanambady vehivavy vahiny ary nanompo ny andriamanitr'izy ireo # nandrovitra ny fitafiako sy ny akanjo lavako ka nanongotra ny volon-dohako sy ny volom-bavako Nasehon'i Ezra tamin'ny olon-drehetra fa tena tsy faly izy fa nanao ireo zavatra izay nanafintohina an'Andriamanitra ny vahoaka. # fanatitra hariva sorona izay natolotr'ireo mpisorona manodidina ny fotoana hilentehan'ny masoandro