plt_tn/ezr/08/04.md

28 lines
775 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny lisitr'ireo anaran-dehilahy.
# Amin'ny taranak'i Pahata-moaba, dia Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia
Ity dia zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Pahata-moaba dia i Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia" na "Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia no mpitarika ireo taranak'i Pahata-moaba"
# ary niaraka taminy dia nisy roanjato lahy
"ary niaraka tamin'i Elihoenay dia nisy roanjato lahy"
# Zerahia
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 7:1 io anaran-dehilahy io.
# Sekania
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 8:1 io anaran-dehilahy io.
# Adina
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:15 io anaran-dehilahy io.
# roanjato...telonjato...dimampolo...fitopolo
"200 ... 300 ... 50 ... 70"