plt_tn/ezr/08/04.md

775 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny lisitr'ireo anaran-dehilahy.

Amin'ny taranak'i Pahata-moaba, dia Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia

Ity dia zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Pahata-moaba dia i Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia" na "Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia no mpitarika ireo taranak'i Pahata-moaba"

ary niaraka taminy dia nisy roanjato lahy

"ary niaraka tamin'i Elihoenay dia nisy roanjato lahy"

Zerahia

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 7:1 io anaran-dehilahy io.

Sekania

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 8:1 io anaran-dehilahy io.

Adina

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:15 io anaran-dehilahy io.

roanjato...telonjato...dimampolo...fitopolo

"200 ... 300 ... 50 ... 70"