plt_tn/ezr/07/27.md

750 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Midera an'Andriamanitra noho izay nandidian'i Artaksersesy Mpanjaka i Ezra.

nametraka izany rehetra izany tao am-pon'ny mpanjaka mba hanomezam-boninahitra ny tranon'i Yaveh any Jerosalema

Ny fametrahana zavatra ao am-pon'ny mpanjaka dia manambara ny fanaovana azy hanana eritreritra sy faniriana azo antoka. DH: "nahatonga ny mpanjaka ho te hanome voninahitra ny tranon'i Yaveh tany Jerosalema"

ny tranon'i Yaveh

Io dia manondro ny tempolin'i Yaveh

Efa nampantanjahana

Ny hatanjahina dia manambara ny hoe nankaherezina. DH: "nankaherezina aho"

tamin'ny alalan'ny tanan'i Yaveh Adriamanitro

Eto ny tanan'i Yaveh dia manambara izay nataony mba hanampiana an'i Ezra. DH: "satria nanampy ahy i Yaveh"