plt_tn/ezr/07/27.md

20 lines
750 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Midera an'Andriamanitra noho izay nandidian'i Artaksersesy Mpanjaka i Ezra.
# nametraka izany rehetra izany tao am-pon'ny mpanjaka mba hanomezam-boninahitra ny tranon'i Yaveh any Jerosalema
Ny fametrahana zavatra ao am-pon'ny mpanjaka dia manambara ny fanaovana azy hanana eritreritra sy faniriana azo antoka. DH: "nahatonga ny mpanjaka ho te hanome voninahitra ny tranon'i Yaveh tany Jerosalema"
# ny tranon'i Yaveh
Io dia manondro ny tempolin'i Yaveh
# Efa nampantanjahana
Ny hatanjahina dia manambara ny hoe nankaherezina. DH: "nankaherezina aho"
# tamin'ny alalan'ny tanan'i Yaveh Adriamanitro
Eto ny tanan'i Yaveh dia manambara izay nataony mba hanampiana an'i Ezra. DH: "satria nanampy ahy i Yaveh"