plt_tn/ezr/07/19.md

20 lines
640 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity dia tohin'ny didy izay nomen'i Artaksersesy Mpanjaka an'i Ezra.
# ireo zavatra izay nomena anao an-kalalahana
DH: "ireo zavatra izay nomenay anao an-kalalahana"
# Apetraho eo anatrehany...ireo zavatra
Ny teny hoe "-ny" dia manondro an'Andriamanitra.
# ho an'ny asa fanompoana ao amin'ny tranon'Andriamanitrao
Ny anarana hoe "asa fanompoana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "manompo" na "mampiasa" na "miasa" na "manompo". DH: "mba ampiasaina ao an-tranon'Andriamanitrao" na "mba hanompoana ao an-tranon'Andriamanitrao"
# fitehirizan-drakitro
toerana azo antoka izay hitahirizam-bola