plt_tn/ezr/07/19.md

640 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity dia tohin'ny didy izay nomen'i Artaksersesy Mpanjaka an'i Ezra.

ireo zavatra izay nomena anao an-kalalahana

DH: "ireo zavatra izay nomenay anao an-kalalahana"

Apetraho eo anatrehany...ireo zavatra

Ny teny hoe "-ny" dia manondro an'Andriamanitra.

ho an'ny asa fanompoana ao amin'ny tranon'Andriamanitrao

Ny anarana hoe "asa fanompoana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "manompo" na "mampiasa" na "miasa" na "manompo". DH: "mba ampiasaina ao an-tranon'Andriamanitrao" na "mba hanompoana ao an-tranon'Andriamanitrao"

fitehirizan-drakitro

toerana azo antoka izay hitahirizam-bola