plt_tn/ezr/07/11.md

692 B

Izao no didy

Ny lahatsoratra manaraka ity fanambarana ity dia didy nomen'i Artaksersesy mpanjaka

Artaksersesy Mpanjakan'ny mpanjaka

"Ny Mpanjakan'ny mpanjaka" dia anarana entina, izay midika fa izy no mpanjaka lehibe indrindra, ilay mpanjaka izay nankatoavin'ireo mpanjaka hafa. DH: "Artaksersesy Mpanjaka Lehibe" na "Artaksersesy, ilay mpanjaka lehibe indrindra"

Izaho dia mandidy fa ny olona rehetra...izay maniry ny andeha ho any Jerosalema

Tamin'ireo andro ireo dia nila alalana avy amin'ny mpanjaka mba hipetraka sy hanorina indray ao amin'ny faritra rava teo aloha amin'ny fandresena firenena ny vahoaka.

afaka miaraka aminao

Ny teny hoe "aminao" dia manondro an'i Ezra.