plt_tn/ezr/07/11.md

16 lines
692 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izao no didy
Ny lahatsoratra manaraka ity fanambarana ity dia didy nomen'i Artaksersesy mpanjaka
# Artaksersesy Mpanjakan'ny mpanjaka
"Ny Mpanjakan'ny mpanjaka" dia anarana entina, izay midika fa izy no mpanjaka lehibe indrindra, ilay mpanjaka izay nankatoavin'ireo mpanjaka hafa. DH: "Artaksersesy Mpanjaka Lehibe" na "Artaksersesy, ilay mpanjaka lehibe indrindra"
# Izaho dia mandidy fa ny olona rehetra...izay maniry ny andeha ho any Jerosalema
Tamin'ireo andro ireo dia nila alalana avy amin'ny mpanjaka mba hipetraka sy hanorina indray ao amin'ny faritra rava teo aloha amin'ny fandresena firenena ny vahoaka.
# afaka miaraka aminao
Ny teny hoe "aminao" dia manondro an'i Ezra.