plt_tn/ezr/07/08.md

28 lines
909 B
Markdown

# ny volana fahadimy
Io dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny Jolay sy ny tapany voalohan'ny Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# ny andro voalohan'ny volana voalohany izy
Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.
# ny andro voalohan'ny volana fahadimy
Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana.
# tanana tsaran'Andriamanitra
Ny hoe "tanana" dia manambara ny fahefana na fifehezana izay ampiasain'Andriamanitra hahazoana vokatra tsara.
# Ezra dia nametraka ny fony mba hianatra
Ny fametrahana ny fony dia manambara ny fanapahan-kevitra hentitra na fanolorana ny tenany hanao zavatra. DH: "Nanolotra ny ainy mba hianatra i Ezra"
# hanatanteraka
"nankatoa"
# ireo fitsipika sy ireo didin'ny lalàn'i Yaveh
Ireo dia lalàna izay nalefan'Andriamanitra tamin'ny Israely tamin'ny alalan'i Mosesy.