plt_tn/ezr/07/08.md

909 B

ny volana fahadimy

Io dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny Jolay sy ny tapany voalohan'ny Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.

ny andro voalohan'ny volana voalohany izy

Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.

ny andro voalohan'ny volana fahadimy

Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana.

tanana tsaran'Andriamanitra

Ny hoe "tanana" dia manambara ny fahefana na fifehezana izay ampiasain'Andriamanitra hahazoana vokatra tsara.

Ezra dia nametraka ny fony mba hianatra

Ny fametrahana ny fony dia manambara ny fanapahan-kevitra hentitra na fanolorana ny tenany hanao zavatra. DH: "Nanolotra ny ainy mba hianatra i Ezra"

hanatanteraka

"nankatoa"

ireo fitsipika sy ireo didin'ny lalàn'i Yaveh

Ireo dia lalàna izay nalefan'Andriamanitra tamin'ny Israely tamin'ny alalan'i Mosesy.