plt_tn/ezr/06/08.md

757 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia manomboka ny firaketana ny didin'i Kyrosy Mpanjaka fa nanangana indray ny tempolin'Andriamanitra tao Jerosalema ireo Jiosy, izay nanomboka tao amin'ny 6:3.

Ny vola avy amin'ny hetran'ny mpanjaka avy any Andafin'ny Ony no hampiasaina hanakaramana ireo lehilahy ireo

DH: "Ampiasao mba handoavana ny karaman'ireo lehilahy ireo ny vola avy amin'ny hetran'ireo mpanjaka andafin'ny ony"

Ny vola avy amin'ny hetran'ny mpanjaka avy any Andafin'ny Ony

"Ny hetran'ny mpanjaka" dia manondro ny haba izay aloan'ny vahoaka amin'ny mpanjaka. DH: "Ny vola avy amin'ny hetra izay nangoninao ho an'ny mpanjaka avy any amin'ny vahoaka andafin'ny ony"

Na inona na inona ilaina

DH: "Na inona na inona ilain'izy ireo"