plt_tn/ezr/05/06.md

352 B

Ity no dika mitovin'ilay taratasy

Ampidirin'i Ezra ao amin'ny vontoatin'ny taratasy ho an'i Dariosy mpanjaka ny mahakasika ny asan'izy ireo tamin'ny tempoly.

ny Faritany tany Andafin'ny Ony

Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.