# Ity no dika mitovin'ilay taratasy Ampidirin'i Ezra ao amin'ny vontoatin'ny taratasy ho an'i Dariosy mpanjaka ny mahakasika ny asan'izy ireo tamin'ny tempoly. # ny Faritany tany Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanĂ nan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.