plt_tn/ezr/05/03.md

16 lines
641 B
Markdown

# Tatenay...Setara Bozenay
Ireo dia anaran-dehilahy.
# ny Faritany tany Andafin'ny Ony
Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 4:9.
# Fa ny mason'Andriamanitra dia teo
Ny maso dia sarinteny hilazana ny olona mijery olon-kafa. DH: "Nijery azy ireo Andriamanitra"
# taratasy ho lasa any amin'ny mpanjaka sy lalàna hiverina amin'izy ireo mahakasika izany izy ireo
DH: "fa nisy manam-boninahitra nandefa taratasy tany amin'ny mpanjaka mba handefa taratasy misy lalàna ho valin'izany any amin'izy ireo ny mpanjaka"