plt_tn/ezr/05/03.md

641 B

Tatenay...Setara Bozenay

Ireo dia anaran-dehilahy.

ny Faritany tany Andafin'ny Ony

Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 4:9.

Fa ny mason'Andriamanitra dia teo

Ny maso dia sarinteny hilazana ny olona mijery olon-kafa. DH: "Nijery azy ireo Andriamanitra"

taratasy ho lasa any amin'ny mpanjaka sy lalàna hiverina amin'izy ireo mahakasika izany izy ireo

DH: "fa nisy manam-boninahitra nandefa taratasy tany amin'ny mpanjaka mba handefa taratasy misy lalàna ho valin'izany any amin'izy ireo ny mpanjaka"