plt_tn/ezr/04/20.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# ny Faritany Andafin'ny Ony
Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.
# Naloa tamin'izy ireo ny haba sy ireo hetra
DH: "Nandoa haba sy hetra tany amin'ireo mpanjaka ireo ny vahoaka tany Jerosalema" na "Afaka ny haka ny haba sy ny hetra ireo mpanjaka ireo"
# manaova lalàna
manaova didy
# Mitandrema mba tsy hanao tsirambina izany
"Aoka mba hatao izany"
# Nahoana izany fandrahonana izany no avela hitombo ka ho fatiantoka fahaverezana maro ho an'ny tombontsoan'ny fanjakana?
Mampiasa fanontaniana i Artaksersesy mba hilazana amin'izy ireo fa takany fa ho very hetra sy voninahitra izy raha voaorina ilay tanàna. DH: "Tsy ataonareo azo antoka fa tsy hitombo izany fandrahonana izany ary tsy hahafaty antoka be ho an'ny tombontsoan'ny fanjakana."
# fandrahonana izany no avela hitombo
Ny loza dia resahina toy ny hoe zavamaniry izay afaka mitombo habe izany. DH: "ny loza mba ho ratsy kokoa"
# ho fatiantoka fahaverezana maro ho an'ny tombontsoan'ny fanjakana
Ny teny hoe "ny tombontsoan'ny fanjakana' dia sarinteny hilazana ny mpanjaka mihitsy. DH: "mahatonga zavatra ratsy maro hitranga amin'ireo mpanjaka"