plt_tn/ezr/04/17.md

583 B

Faritany Andafin'ny Ony

Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.

Ny taratasy izay nalefanareo ho ahy dia efa voadika ary novakiana

Mety ilainao ny manazava hoe iza no nandika sy namaky ilay taratasy ho an'ny mpanjaka. DH: "Efa nasiako nandika sy namaky ny taratasy izay nalefanao ho ahy ireo mpanompoko"

Rehoma

Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:1.

Simsay

Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 4:7.

ny Ony

Ny Ony Eofrata