plt_tn/ezr/04/17.md

20 lines
583 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Faritany Andafin'ny Ony
Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.
# Ny taratasy izay nalefanareo ho ahy dia efa voadika ary novakiana
Mety ilainao ny manazava hoe iza no nandika sy namaky ilay taratasy ho an'ny mpanjaka. DH: "Efa nasiako nandika sy namaky ny taratasy izay nalefanao ho ahy ireo mpanompoko"
# Rehoma
Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:1.
# Simsay
Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 4:7.
# ny Ony
Ny Ony Eofrata