plt_tn/ezr/03/06.md

569 B

ny andro voalohany tamin'ny volana fahafito

Io dia ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny afovoan'ny Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana.

tsy voaisy fototra aza ny tempoly

Nanomboka ireo fankalazana ny fanompoana ireo Jiosy na dia talohan'ny nanombohan'izy ireo nanangana ny tempoly aza. DH: "tsy mbola nametraka ny fototry ny tempoly izy ireo"

araka ny nanomezan'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia alalana

Ireo taratasy nalefan'i Kyrosy dia nanome alalana ireo Jiosy mba hividiana fitaovana sy hananganana ny tempoly.