# ny andro voalohany tamin'ny volana fahafito Io dia ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny afovoan'ny Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana. # tsy voaisy fototra aza ny tempoly Nanomboka ireo fankalazana ny fanompoana ireo Jiosy na dia talohan'ny nanombohan'izy ireo nanangana ny tempoly aza. DH: "tsy mbola nametraka ny fototry ny tempoly izy ireo" # araka ny nanomezan'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia alalana Ireo taratasy nalefan'i Kyrosy dia nanome alalana ireo Jiosy mba hividiana fitaovana sy hananganana ny tempoly.